Teny iditra hitsaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] hosy, fihosena [Rakotosaona 1972]
 Fanosena amin' ny tongotra; fanaovana tsinontsinona, fanamavoana, faniratsirana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a footprint [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay empreinte du pied [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2010/10/05