Teny iditra hitsaka am-po rano
Singan-teny hitsaka ; ampo ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay heverin'ny tena ho mety fotsiny fa tsy mila ny hevitry ny hafa
Fanaovana soa am-po [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20