Teny iditra hitsidika (tsidika)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe mitsidika
Ohatra 
1Saika hitsidika isan-trano aho, kanjo fitondrana. [Rabemolaly: Fary]
2Efa nilazako izy fa izaho no mbola ho avy hitsidika anareo. [Randriamiadanarivo: Sikajy]

Teny iditra hitsidika
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay abaque [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  abaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/05/01