Teny iditra hitsikitsika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay crécerelle [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Anarana siantifika Tinnunculus
Teny mitovy hevitra ihitsikitsika ~ ikitiky ~ kitsikitsika
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra hitsikitsika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-kazo lehibe mafy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  hitsika

2017/06/29