Teny iditra hitsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ
¶ Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ
¶ Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara
¶ Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra hitsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] karazan-kazo fanaovan-trano [Rakotosaona 1972]
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny hitsy ity (2): Ankilimahitsy, Mahitsy

Teny iditra hitsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fijoroana mahitsy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra hitsy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   droite
¶ hitsy iraizotra, mirazotra: droites parallèles
¶ hitsy kasiky ny biloka: droite tangente à une courbe
¶ hitsy mandalo amin'ny teboka roa samy hafa: droite passant par deux points différents
¶ hitsy mifampijadona: droites perpendiculaires
¶ hitsy mifanapaka: droites sécantes, droites concourantes
¶ hitsy miraika be indrindra: ligne de plus grande pente
¶ hitsy mpiteraka: droite génératrice [SLP: Voambolana]
Voambolana  

2013/03/29