Teny iditra hizina
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Fahafenoana tsy ahazoana mikofokofoka na mihetsika; fihitsohana voatery ao anaty zavatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   full and pressing on each other [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   serré, qui se presse contre [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2011/04/13