Teny iditra hoa
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Sihanaka] vovo (alika) [Rakotosaona 1972]
 Jereo hoha [Rajemisa 1985]

Teny iditra hoa
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanosy] hia! [Rakotosaona 1972]

Teny iditra hoa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] sahala, mitovy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra hoa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] saiky [Rakotosaona 1972]

2012/12/19