Teny iditra hoatra
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   jereo ohatra, izay tokony hanoratana an' io teny io [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   like, equal [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   (pour ohatra) comme, de même que [Abinal 1888]
   comme, de même que [Hallanger 1974]
Ohatra   Hoatra an’ iza izy ? hoatra iza izy ? (Comme qui est-il ? à qui ressemble-t-il ?) [Abinal 1888, takila 248]
Hoatra ahy izy (Il est comme moi) [Abinal 1888, takila 248]
Niasa hoatra ny nataoko izy (Il a travaillé comme moi) [Abinal 1888, takila 248]
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2015/12/16