Teny iditra hobina (hoby)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Deraina amin' ny antsoantsom-pifaliana: Nohobin' ny vahoaka ireo mpiantafika vao avy nandresy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be acclaimed [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on acclame [Hallanger 1974]
Ny bikany  
hobina
hobiko
hobinao
hobiny
hobintsika
hobinay
hobinareo
hobin'
hobin-
hobim-
hobi-
nohobina
nohobiko
nohobinao
nohobiny
nohobintsika
nohobinay
nohobinareo
nohobin'
nohobin-
nohobim-
nohobi-
hohobina
hohobiko
hohobinao
hohobiny
hohobintsika
hohobinay
hohobinareo
hohobin'
hohobin-
hohobim-
hohobi-
Tsipelina hafa  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/19