Teny iditra hoby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Antsoantsom-piravoana atao ho mari-piderana: Tsy nifandrenesana ny hoby nataon' ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a shout of rejoicing [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   acclamations [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/07