Teny iditra hodibalazana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] (hodibalazaña) hoditra manify ivelany [Rakotosaona 1972]
 (hodi-balazana) hoditra ivelany manify mora miepaka [SLP 1986]
Famaritana frantsay pellicule, peau, écorce [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra hodibalaza

2009/11/16