Teny iditra hodina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a turning around [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay tournoiement [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31