Teny iditra hodipotsy
Singan-teny hodi- (hoditra) ; fotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Pentimpentina fotsifotsy amin' ny tarehy. Aretina mahazo ny hoditra, izay manjary toy ny anakandroana [1.1]
 Aretina mahazo ny hoditra, ny vavony, vokatry ny holatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Tache blanche sur la peau, mycose [1.13]
 Tache blanche sur la peau [1.54]
Voambolana 
Mpanahaka  pepo ~ tapano

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06