Teny iditra | hodirina (hoditra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alana ny hoditra aminy: Hodiro io omby io Tsara volon-koditra (enti-milaza olona) [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | hidirano, hodirina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |