Teny iditra hoditra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso
¶ Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy skin, hide, bark [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay peau, écorce, cosse [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  Soratr'omby
Teny nalaina 

2012/07/24