Teny iditra hodivirina (hodivitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy (enti-milaza toerana) tsy aleha fa iolahana: Nohodivirin' ny fahavalo ny tanàna fa voaron' ny manda tsy laitran' ny bala [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be looked at from the side; to be turned aside from [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on regarde de côté; dont on se détourne [Hallanger 1974]
Endriteny 
hodivirina
hodiviriko
hodivirinao
hodiviriny
hodivirintsika
hodivirinay
hodivirinareo
hodivirin'
hodivirin-
hodivirim-
hodiviri-
nohodivirina
nohodiviriko
nohodivirinao
nohodiviriny
nohodivirintsika
nohodivirinay
nohodivirinareo
nohodivirin'
nohodivirin-
nohodivirim-
nohodiviri-
hohodivirina
hohodiviriko
hohodivirinao
hohodiviriny
hohodivirintsika
hohodivirinay
hohodivirinareo
hohodivirin'
hohodivirin-
hohodivirim-
hohodiviri-
hodiviro

2010/10/07