Teny iditra hofaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Rambon' ondry; rambon' orana, izany hoe ilay miforitra amin' ny orana; kibon' ny valala; rambon' ny valala
¶ rambon' akanjo mitaritarika aoriana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the tail of a sheep [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   la queue des moutons, des écrevisses, l'abdomen des sauterelles
¶ les ajustements qui se trouvent sur la partie postérieure des robes [Abinal 1888]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/04/14