Teny iditra hofakofaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Izay miendaka amin'ny faritra sasan'ny tena ka manjary mihetsiketsika; zavatra tsy mipetaka tsara ka tonga mihofakofaka na mielakelaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce qui se détache par écailles, par pellicules ou par petits éclats [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra hofakofaka (hofaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kivilivily, vezimbezina, hevingevina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay balancement, agitation, secousse [Abinal 1888]
Sampanteny 

2012/02/14