Teny iditra hofokofoka (hofoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hetsiketsika, pelipelika. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy restlessness, fidgety or sudden motion [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay agitation; secousses répétées [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hofoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31