Teny iditra hogahoga (hoga)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antsoantso tsisy antony; fitenitenenam-poana na fanakorana; teny, antsoantso hihorakorahana na hanarabiana olona. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay cris tapageurs, comme ceux des enfants répondant sans être appelés ou appelant pour s'amuser [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hoga

2012/02/14