Teny iditra hogo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Filamaky ny volo: Tsara hogo izany voionao izany
¶ Fandaminana ny volo misaritaka mba hilamaka isara: Mahatsikaiky ny hogo volon' Ibozy
¶ Fandraotana ny tsira-kofehy hilantolanto [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   action de peigner, soit les cheveux, soit le chanvre [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/02/14