Teny iditra hohazana (hohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany
¶ Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay
¶ Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza [Rajemisa 1985]
Endriteny 
hohazana
hohazako
hohazanao
hohazany
hohazantsika
hohazanay
hohazanareo
hohazan'
hohazan-
hohazam-
hohaza-
nohohazana
nohohazako
nohohazanao
nohohazany
nohohazantsika
nohohazanay
nohohazanareo
nohohazan'
nohohazan-
nohohazam-
nohohaza-
hohohazana
hohohazako
hohohazanao
hohohazany
hohohazantsika
hohohazanay
hohohazanareo
hohohazan'
hohohazan-
hohohazam-
hohohaza-
hohazy

2010/05/14