Teny iditra hoho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka
¶ Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a claw; a finger or toe nail [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay griffe, ongle [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Lahatsoratra 

Teny iditra hoho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] tranombitsika ambony hazo [Rakotosaona 1972]
  [Sakalava] Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2017/06/29