Teny iditra holafiny
Sokajin-teny   anarana holafitra sy mpisolo
Famaritana malagasy   [Taimoro] sampaho, salohy (akondro) [Rakotosaona 1972]
   Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray
¶ Fizarana, toko, antoko.
¶ Ny olombelona toy ny embok' akondro ka raha manondro lanitra, iray ihany fa raha mitsontsorika, samy manana ny holafiny: enti-milaza ny firaisam-piavian' ny olombelona na dia misampana ho karazany maro azamit.: Ladim-boatavo ny olombelona: raha fotorana, iray ihany) [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/07