Teny iditra holafitra (lafitra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] lafiny, lafitr' akondro [Rakotosaona 1972]
   Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray
¶ Fizarana, toko, antoko. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   section, rang, classe, caste [Abinal 1888]
Ohatra   mpampiasa, sendikan’ny mpiasa, holafitra sy vondron’asa hafa, fikambanana, Fiangonana... [SeFaFi ]
Endriteny  
holafitra
holafitro
holafitrao
holafiny
holafitsika
holafitray
holafitrareo
holafitr'
holafi-
holafitry
-kolafitra
-kolafitro
-kolafitrao
-kolafiny
-kolafitsika
-kolafitray
-kolafitrareo
-kolafitr'
-kolafi-
-kolafitry
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

2013/12/08