Teny iditra holoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Loaka ny ao anatiny, hoboka
Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Creux, cave à l'intérirue
Figuré: madré, roué [1.3]
Ohatra Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny. [1.357]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20