Teny iditra homamanta
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazam-pitaovana fanaovana lavaka madinika amin'ny hazo na akora malemy toa azy [SLP 1986]
Famaritana anglisy (homa-manta) a punch (tool) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay poinçon [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay vrille [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra lamisikely

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/16