Teny iditra homam-bela (homana, vela)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy maty amin' ny fanorona ka manarina ny fahafatesana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra mihinam-bela
Mpanahaka  fanorona

2012/12/19