Teny iditra homan-dany roa ohatra ny dinta
Singan-teny homana ; lany ; roa ; ohatra ; dinta
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (sady mitsentsitra ny vavan' ny dinta no manaikitra ny vodiny): enti-milaza zavatra mampididoza roa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/29