Teny iditra | homan-takaitra | |
Singan-teny | homana ; takaitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihinana zavatr' olona izay mbola tsy maintsy honerana any aoriana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manger du bien dû à un autre, et qu'il faudra rendre un jour [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny homan-takaitra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15 |