Teny iditra homan-tena
Singan-teny homana ; tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo miferin' aina amin' ny zavatra mihatra aminy; ny tany homan-tena kosa dia ireo mihotsaka sy mikorosy ho azy na tsy misy mihady akory aza [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25