Teny iditra homboana (hombo)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Araikitra amin' ny hombo, tsimatra: Homboy ny hidin-trano
¶ Fantsihana: Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy
¶ Asiana, alentika: Nohomboana tamin' ny teniny Ikotofatsora [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be nailed to something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on attache avec des clous [Hallanger 1974]
Endriteny 
homboana
homboako
homboanao
homboany
homboantsika
homboanay
homboanareo
homboan'
homboan-
homboam-
homboa-
nohomboana
nohomboako
nohomboanao
nohomboany
nohomboantsika
nohomboanay
nohomboanareo
nohomboan'
nohomboan-
nohomboam-
nohomboa-
hohomboana
hohomboako
hohomboanao
hohomboany
hohomboantsika
hohomboanay
hohomboanareo
hohomboan'
hohomboan-
hohomboam-
hohomboa-
homboy

2010/10/07