Teny iditra honahona (hona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A swamp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Marécage [1.8, 1.13]
 Fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement [1.196]
Ohatra 
1ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona. [2.588]
2Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. [1.381]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra hona
Mpanahaka  heniheny ~ horaka ~ zetra
Ohabolana 

Teny iditra honahona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae) [1.196]
Anarana siantifika Paropsia madagascariensis
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20