Teny iditra hondry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] totohondry [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy the fist [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le poing [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hondry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Refy hatramin' ny tendron' ny ankibe atsotra ka hatramin' ny fanondro avonkina eo amin' ny tonony faharoa (ny hondry dia mitovy halava amin' ny vodivoam-pelatanana mahery voatondro roa) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Mesure de longueur depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé [Abinal 1888]
Famaritana frantsay Depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé [Veyrières 1913]
Voambolana 

2016/06/06