Teny iditra | honinkonina (honina) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahasahirankiranana amin' izay atao. amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Tovy hevitra | honina | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |