Teny iditra hontsa
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   malemy, trotraka: Hontsan' ny hanoana [...]
¶ feno alahelo amin' ny fahitana olona nih [...]
¶ ngoly, vonto: Hontsan' ny fitiavana a [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   mou, comme ce qui est bien cuit, fatigué, harassé; fig. pénétré d’un vif sentiment de joie ou de tristesse [Abinal 1888]
Ohatra   hontsan' ny hanoanana izy (il est harassé de faim) [Abinal 1888, takila 266]
hontsan’ ny alahelo izy (il est accablé de tristesse) [Abinal 1888, takila 266]
hontsan' ny fitiavana an’ Andriamanitra izy (il est pénétré d’amour pour Dieu [Abinal 1888, takila 266]
Sampanteny  

Teny iditra hontsa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tantely tampohan-drano ho sotroina [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   ranom-panafody nomamiana [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   potion, sirop
¶ hontsa fariafana kohaka: potion pectorale [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/05/15