Teny iditra hontsana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanetsiketsehana ny rano atao ao anaty tavoara na ao am-bava mba hanadiovana ny tavoara na ny aty vava
Ny loto avy amin' izany fanetsiketsehana izany: Hontsam-bilia
Fanetsiketsehana ny ao anaty zavatra na ny eo ivelany amin' ny fitopatopana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ballotement, secousse, agitation de l'eau quand on lave les barriques, les bouteilles, quand on se rince la bouche; agitation du ventre quand on court ou qu'on danse [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra hontsana (hontsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay à quoi on inspire un vif sentiment [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hontsana, hontsako, hontsanao, hontsany, hontsantsika, hontsanay, hontsanareo, hontsan', hontsan-, hontsam-, hontsa-
Ny lasa : nohontsana, nohontsako, nohontsanao, nohontsany, nohontsantsika, nohontsanay, nohontsanareo, nohontsan', nohontsan-, nohontsam-, nohontsa-
Ny hoavy : hohontsana, hohontsako, hohontsanao, hohontsany, hohontsantsika, hohontsanay, hohontsanareo, hohontsan', hohontsan-, hohontsam-, hohontsa-
Filaza mandidy : hontsao
Tovy hevitra hontsaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25