Teny iditra hopaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihofahofana (enti-milaza zavatra mitapelaka ka mikopakopaka tsofin' ny rivotra na voahetsiketsika). Jereo kopaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   abattre, agiter. § kòpaka. [Tankarana] [David 1952 (takila H)]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10