Teny iditra horahina (horaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny tanimbary asaina feno rano, mandrevo [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   (rizières) qu'on travaille encore boueuses [Abinal 1888]
Ny bikany  
horahina
horahiko
horahinao
horahiny
horahintsika
horahinay
horahinareo
horahin'
horahin-
horahim-
horahi-
nohorahina
nohorahiko
nohorahinao
nohorahiny
nohorahintsika
nohorahinay
nohorahinareo
nohorahin'
nohorahin-
nohorahim-
nohorahi-
hohorahina
hohorahiko
hohorahinao
hohorahiny
hohorahintsika
hohorahinay
hohorahinareo
hohorahin'
hohorahin-
hohorahim-
hohorahi-
horahy, horaho

Teny iditra horahina (horaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Deraina, horehina: Nohorahina ny mpandresy
¶ Akoraina: Nohorahin' ny ankizy ilay zazalahy saika hangalatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be shouted at [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on applaudit, qu'on hue [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ny bikany  
horahina
horahiko
horahinao
horahiny
horahintsika
horahinay
horahinareo
horahin'
horahin-
horahim-
horahi-
nohorahina
nohorahiko
nohorahinao
nohorahiny
nohorahintsika
nohorahinay
nohorahinareo
nohorahin'
nohorahin-
nohorahim-
nohorahi-
hohorahina
hohorahiko
hohorahinao
hohorahiny
hohorahintsika
hohorahinay
hohorahinareo
hohorahin'
hohorahin-
hohorahim-
hohorahi-
horahy, horaho
Fitovian-keviteny   horakorahina

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/01