Teny iditra horakoraka (horaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka
¶ Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the cries of a crowd [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay les cris d'une foule [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra horaka
Ohatra 
1Kotaba, horakoraka moa izao! [Ravelomanana: Lalana, takila 67]
2Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 17]

Teny iditra horakoraka (horaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra horaka

2017/04/25