Teny iditra horirika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ravin' ny saonjondrano fanao fangaron-daoka (azo ilazana ny ravin-tsaonjo mamy na ny ramandady ihany koa anefa ny horirika raha mbola tsy mivelatra na mbola mihorona ila [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   espèce d'arum comestible, ses feuilles [Abinal 1888]
   sorte d'arum comestible (Colocasia sp., [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Ohatra  
1Dia ataoko horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo. [Rabezandrina: Ikotofetsy, takila 34]
2rano ambony horirika hono hianareo sy izy ka raha faly miara-manatrika raha tezitra miara-mihodina [Fox: Hainteny, laharana 44]
Voambolana  
Anarana siantifika   Araceae, Colocasia
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/20