Teny iditra horona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanadiovana zavatra toy ny taratasy, tsihy, kofehy hivoromborona eo amin' izay nitoerany ihany: Horonan-taratasy
¶ Fandanonana sy fampirimana ny zavajavatra
¶ Fikainkonana sy fiketronana
¶ Fambaboana fananana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a roll [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   rouleau [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   horonana

Teny iditra horona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan' ahitra fanao kitay, na kifafa koa noho izy henjana [Rajemisa 1985]

Teny iditra horona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] fihazana bibidia toy ny lambo, ombimanga, ets [Rakotosaona 1972]

2012/02/14