Teny iditra horova
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona: Firaketana]
 Jereo tsikorovana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller. [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Hypsipetes madagascariensis
Teny mitovy hevitra horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikorovana

2017/12/11