Teny iditra horovy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Ravelojaona 1937]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau. [David 1952 (takila H)]
Voambolana 
Anarana siantifika Hypsipetes madagascariensis
Teny mitovy hevitra horova ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikorovana

Teny iditra horovy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bahy fanao ody tazo ny fakany [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2017/12/11