Teny iditra hosina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na loko, na loto; fandraisana adidy amin' ny raharaha iray ara-pianakaviana ka manao tsy miroa fo mihitsy
Mitovy hevitra: tavona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay barbouillage; action de se rouler dans la poussière, de se vautrer dans la boue [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra hosina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Haba varahina na volafotsy; fonjan-javatra boribory na boribory lavalava. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bracelet en cuivre ou en argent
¶ grosseur, volume round ou cylindrique
¶ caillot [Abinal 1888]
Sampanteny 

2018/09/25