Teny iditra hoso-doko
Singan-teny hosotra ; loko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Peinture, tableau [1.5]
Ohatra 
1Ny sary hosodoko mandravaka ny rindrina no manaitra voalohany indrindra raha vao miditra ao anatiny ianao. [2.470]
2Nakimpiko ny masoko nivetso an'eritreritra ka namisavisa irery ity sari-Nanahary tsy ho vita hosodoko eny an-tanan'ny mpahay raha tany koa ny tany! [2.313]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/25