Teny iditra hosory (hosotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao hosorana [fitanisana]
Ohatra 
1Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo [Rajemisa 1985]
2Fafao tsara amin' ny voro-damba, dia hosory menaka. [Andraina: Mitaraina, takila 183]

2013/10/02