Teny iditra hosy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fiasana tanimbary amin'ny omby [Rakotosaona 1972]
   fanitsahana amin' ny tongotra
¶ fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan' olona. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the act of trampling the mud in the rice fields [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   action de piétiner les rizières [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   rizière irriguée
¶ action de piétiner [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny hosy itý (2): Ambalahosy, Ihosy

Teny iditra hosy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] tady [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   fil, câble [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/10