Teny iditra hotikotika (hotika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Rovitra, triatra, potipotika. Jereo Kotika [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hotika
Mpanahaka  kotika

2009/04/27