Teny iditra hoto
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra hoto
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako
¶ Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hotohoto

Teny iditra hoto
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [Rajemisa 1985]

Teny iditra hoto
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fahasimbana
¶ fanasaratsarahana ho singa miavaka [SLP 1986]
Famaritana frantsay décomposition [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/06/27